| Teny iditra |
manatontosa
(tontosa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
|
| | To complete a thing, to finish a work [1.7]
|
| | Compléter, terminer un travail [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania.
[1.369]
|
| 2 | Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT.
[4.27]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manatontosa |
| Ny lasa : |
nanatontosa |
| Ny hoavy : |
hanatontosa |
| Filaza mandidy : |
manatontosà |
|
|
| Teny iditra |
manatontosà
(tontosa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontosa
|
|