|
|
|
|

Teny iditra manatrana (satrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao satrana, manandrana zavamaneno [1.1]
 To cock, to fix the cock of a gun so as to be ready to fire. [1.2]
 Faire un prélude, essayer un instrument [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatrana
Ny lasa : nanatrana
Ny hoavy : hanatrana
Filaza mandidy : manatràna

Teny iditra manatràna (satrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrana [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20