| Teny iditra | manatsaho (tsaho) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|