| Teny iditra | tsaho | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny:
Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] | ||
| Ohatra | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |
|