|
|
|
|

Teny iditra manatsaika (tsaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsaika
Ny lasa : nanatsaika
Ny hoavy : hanatsaika
Tovy hevitra manatsaitsaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20