|
|
|
|

Teny iditra manatsatoka (tsatoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika: Manatsatoka famolaina, fantsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsatoka
Ny lasa : nanatsatoka
Ny hoavy : hanatsatoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20