|
|
|
|

Teny iditra manatsatsika (tsatsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1]
 Faire griller, brocher [1.13]
Voambolana 
Ohatra Manatsatsika hena izy, ka dia voky [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsatsika
Ny lasa : nanatsatsika
Ny hoavy : hanatsatsika
Filaza mandidy : manatsatsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20