|
|
|
|

Teny iditra manatsivalana (tsivalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy tsivalana
Mametraka zavatra hanaraka ny sakany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsivalana
Ny lasa : nanatsivalana
Ny hoavy : hanatsivalana
Filaza mandidy : manatsivalàna

Teny iditra manatsivalàna (tsivalana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsivalana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20