| Teny iditra | manatsizarizary (tsizarizary (zary)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany [1.1] | |||||||||
| Vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un) [1.4] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/01 |
|