| Teny iditra | tsizarizary (zary) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1] | |||||
| Bad, vicious, worthless [1.7] | |||||
| Mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |
|