| Teny iditra | manatsoboka (tsoboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manoboka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|