| Teny iditra | manoboka (tsoboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] Manatsoboka [1.78] | |||||||||
| Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manatsoboka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/03/24 |
|