|
|
|
|

Teny iditra manatsofa (tsofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manapaka amin' ny tsofa: Manatsofa hazo ny mpandrafitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsofa
Ny lasa : nanatsofa
Ny hoavy : hanatsofa
Filaza mandidy : manatso

Teny iditra manatsofà (tsofa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsofa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20