| Teny iditra | manavana (havana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manatsikera, na manala ny lavenona avy ao am-patana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manavàna (havana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manavana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Teny iditra | mañavana (havana) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Taisaka] Zatra, kinga [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/03/24 |
|