| Teny iditra | manavitsy (vitsy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampihena isa [1.1] | |||||||||
| To reduce in number [1.7] | |||||||||
| Réduire en nombre [1.8] | |||||||||
| Ohatra | fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra;
[0.0] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | mamitsy | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|