|
|
|
|

Teny iditra manazimba (zimba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
Ohatra Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manazimba
Ny lasa : nanazimba
Ny hoavy : hanazimba
Filaza mandidy : manazim

Teny iditra manazimbà (zimba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazimba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/09