|
|
|
|

Teny iditra mandaka (daka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [1.1]
 To kick [1.2]
 Donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [1.3]
Ohatra Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandaka
Ny lasa : nandaka
Ny hoavy : handaka
Filaza mandidy : mandakà

Teny iditra mandakà (daka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandaka [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20