|
|
|
|

Teny iditra mandakana (lakana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihady, na mihoho tany miendrika lakana. Manao tatatra na lakan-drano
Enti-milaza nofo mitondra ny dian' ny kapoka nafitsoka azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandakana
Ny lasa : nandakana
Ny hoavy : handakana
Filaza mandidy : mandakàna

Teny iditra mandakana (lakana)
Sokajin-teny mpamaritra
 In Imerina it means weak from a flogging [1.2]
 Qui porte les marques, les sillons des coups reçus [1.3]

Teny iditra mandakana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To remain in a place, to be always at a place, as a beggar, or a creditor dunning a debtor [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandakana
Ny lasa : nandakana
Ny hoavy : handakana
Filaza mandidy : mandakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09