|
|
|
|

Teny iditra mandanona (lanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangorona sy mampirina [1.1]
 To collect, to gather. It is only used when the object, rice, clothes, etc., is joined to it [1.2]
 Mettre en tas, accaparer, acheter en grand [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandanona
Ny lasa : nandanona
Ny hoavy : handanona
Filaza mandidy : mandanòna

Teny iditra mandañona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Mamory, milomano [1.78]
  [Tanala] Manangona, mamory [1.78]

Teny iditra mandanòna (lanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20