| Teny iditra |
mandavaka
(lavaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [1.1]
|
| | To make a hole, to scoop out [1.2]
|
| | To dig a hole into [1.7]
|
| | Faire un trou ou une fosse [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka.
[2.895]
|
| 2 | Mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady.
[2.445]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandavaka |
| Ny lasa : |
nandavaka |
| Ny hoavy : |
handavaka |
| Filaza mandidy : |
mandavaha |
|
|