|
|
|
|

Teny iditra mandavo (lavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manjera, mamotraka, manongana [1.1]
 To throw down, to strike down [1.2]
 To cast down, to cause to fall [1.7]
 Faire tomber; abattre [1.8]
Ohatra 
1Mandavo sorera ny lainga. [2.69]
2Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [2.245]
3Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandavo
Ny lasa : nandavo
Ny hoavy : handavo
Filaza mandidy : mandavoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20