| Teny iditra | mandevona (levona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika [1.1] | |||||||||
| To consume, to destroy; to dissolve, to digest [1.7] | |||||||||
| Détruire, anéantir; dissoudre, digérer [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandevòna (levona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandevona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|