| Teny iditra | mandevy (levy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] Mangotraka (rano) [1.78] | |||||||
| Madiva hangotraka: Rano mandevy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | Mandevy | ||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||||
| Voambolana | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|