| Teny iditra |
mandiso
(diso)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1]
|
| | To err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2]
|
| | To deceive, to mislead; to make something wrong [1.7]
|
| | Tromper; induire en erreur [1.8]
|
| Ohatra | Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandiso |
| Ny lasa : |
nandiso |
| Ny hoavy : |
handiso |
| Filaza mandidy : |
mandisoa |
|
|