| Teny iditra | mandoaka (loaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1] | |||||||||
| To make a hole through [1.7] | |||||||||
| Percer un trou, trouer [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby.
[2.857] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
|