|
|
|
|

Teny iditra mandoava > mandoa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
 To vomit [1.7]
 Vomir [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra Mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandoa
Ny lasa : nandoa
Ny hoavy : handoa
Filaza mandidy : mandoava

Teny iditra mandoava > mandoa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manefa: Mandoa trosa [1.1]
 To pay [1.7]
 Payer [1.3, 1.8]
 Rembourser, restituer [1.3]
Ohatra 
1Mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [1.3]
2Mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandoa
Ny lasa : nandoa
Ny hoavy : handoa
Filaza mandidy : mandoava