| Teny iditra | mandoto (loto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1] | |||||||||
| To soil, to sully [1.7] | |||||||||
| Souiller, salir [1.3, 1.8] | |||||||||
| Tacher Calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | Mandoto | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Fangi-bolantany | -19.5666667, 46.2833333 | ||||||||
| Haianarantany | man, loto | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|