|
|
|
|

Teny iditra manoso-dratsy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manosotra, ratsy
 Mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [1.1]
 To speak evil of someone [1.7]
 Calomnier, médire [1.8]
Tovy hevitra manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25