| Teny iditra |
mandraharaha
(raharaha)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy [1.1]
|
| | To employ a person, to set work to be done. [1.2]
|
| | To direct, to be administrator of [1.7]
|
| | Diriger, administrer, s'occuper de [1.8]
|
| Ohatra | Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany.
[2.366]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandraharaha |
| Ny lasa : |
nandraharaha |
| Ny hoavy : |
handraharaha |
| Filaza mandidy : |
mandraharahà |
|
|
| Teny iditra |
mandraharahà
(raharaha)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandraharaha
|
| | [1.1]
|
|