| Teny iditra |
mandrandrana
(randrana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1]
|
| | To plait, to twist. [1.2]
|
| | To braid [1.7]
|
| | Tresser [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny.
[2.606]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrandrana |
| Ny lasa : |
nandrandrana |
| Ny hoavy : |
handrandrana |
| Filaza mandidy : |
mandrandràna |
|
|
| Teny iditra |
mandrandraña
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Tambahoaka]
Mivaivay [1.78]
|
| | [Tambahoaka]
Ardent [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mandrandràna
(randrana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrandrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|