|
|
|
|

Teny iditra mandranga (ranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manainga, mampiakatra (tanana, sofina...)
Mininginingina amin' ny loba rantsana [1.1]
 To be affected at heart, to grieve after, to long for. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandranga
Ny lasa : nandranga
Ny hoavy : handranga
Filaza mandidy : mandran

Teny iditra mandrangà (ranga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandranga [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20