| Teny iditra |
mandrantsana
(rantsana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manapaka rantsana: Iza no nandrantsana itý paiso ity? [1.1]
|
| | To prune [1.7]
|
| | élaguer [1.8, 1.196]
|
| | Tailler un arbre [1.196]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrantsana |
| Ny lasa : |
nandrantsana |
| Ny hoavy : |
handrantsana |
| Filaza mandidy : |
mandrantsàna |
|
|
| Teny iditra |
mandrantsana
(rantsana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamoaka rantsana kely: Kely sisa dia handratatsana itý hazo itý [1.1]
|
| | To branch out [1.7]
|
| | Produire des branches [1.8]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
mandrantsana
(rantsana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikitika (valiha) [1.1]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
mandrantsàna
(rantsana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrantsana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|