| Teny iditra |
mandrapaka
(rapaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Mihinana paraky [1.78]
|
| | Mihinana avy hatrany dia any am-bava Mandray tsy mifidy Mandray tsy mifidy izay rehetra hita [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrapaka |
| Ny lasa : |
nandrapaka |
| Ny hoavy : |
handrapaka |
| Filaza mandidy : |
mandrapaha |
|
|
| Teny iditra |
mandrapaka
(rapaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrapaka |
| Ny lasa : |
nandrapaka |
| Ny hoavy : |
handrapaka |
|
|