|
|
|
|

Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
 Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava
Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa izay rehetra hita dia alaina [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
 Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin' ny trano falafa [1.1]
 Takelaka azo avy amin'ny vatan'ny ravinala [1.13]
  [Provincial] A floor, a flooring. See ngorodona [1.2]
 Planche de ravinala [1.13]
  [Tankarana] (de rapaka : action de ramasser en masse, sans distinction). Nom des matériaux grossiers qu'on ramasse en quantité pour les constructions. Notamment les pétioles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) couramment utilisés pour faire des cloisons, les plafonds, des cases, etc. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Dia omeny Andrianampoinimerina angady rapaka indray [2.48]
2Any anatin' ny maitso any no itrangan' ny tafo fanitson' ny trano «rapaka» na anarangaranan' ny trano hazo toa santionan' ny fahagola. [2.499]

Teny iditra rapaka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] (probablement tiré du mot précédent). Chrysalidocarpus madagascariensis Becc. et Chrysalidocarpus nossibensis Becc. (Arecaceae). Les feuilles de ces Arecaceae sont souvent utilisées pour les constructions rustiques [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Chrysalidocarpus madagascariensis, Chrysalidocarpus nossibensis

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15