|
|
|
|

Teny iditra mandrary (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrary
Ny lasa : nandrary
Ny hoavy : handrary
Filaza mandidy : mandraria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20