|
|
|
|

Teny iditra rary
Sokajin-teny anarana
 Aretina, rofy, fanaintainana [1.1]
 Mal, douleur, souffrance [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra rary
Sokajin-teny anarana
 Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [1.1]
 Prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [1.3]
Ohatra Roso ny rary sy ny dihy. [2.445]
Sampanteny 

Teny iditra rary
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] fandrarana [1.78]

Teny iditra rary
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [1.1]
 Fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [1.13]
 Tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
Figuré: action d'arranger, de réconcilier [1.3]
 Armure, armature [1.13]
Ohatra Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka. [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/05