|
|
|
|

Teny iditra mandravaka (ravaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy ravaka, mampihaingo: Olona maro no nandravaka ny vavahady handalovan' ny manampahefana [1.1]
 To decorate, to ornament [1.7]
 Embellir, orner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandravaka
Ny lasa : nandravaka
Ny hoavy : handravaka
Filaza mandidy : mandravaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20