|
|
|
|

Teny iditra ravaka
Sokajin-teny anarana
 Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [1.1]
 Zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]
 An ornament, jewelry [1.7]
 Ornement, bijou [1.8]
 Décoration, parure [1.13]
Sampanteny 
Mpanahaka  haingo
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18