|
|
|
|

Teny iditra mandraviravy (raviravy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] Manantona [1.78]
 Manantona, manakirozaroza
Mampiseho, mampideradera vola mba hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1]
 To hang, to suspend [1.7]
 Suspendre, faire pendiller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraviravy
Ny lasa : nandraviravy
Ny hoavy : handraviravy
Filaza mandidy : mandraviraveza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20