|
|
|
|

Teny iditra raviravy
Sokajin-teny anarana
 Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona
Mitovy hevitra: mihantona ~ mikiramborambo ~ mikiraviravy ~ mikirazorazo ~ mikirombaromba ~ mikirozaroza ~ mikivilivily ~ miramborambo ~ mirazorazo ~ mirozaroza ~ misahondrahondra ~ mitarozaka ~ mitarozaroza [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/08