|
|
|
|

Teny iditra mandravona (ravona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Fampiraisana hevitra maromaro [1.13]
 Faire la synthèse [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandravona
Ny lasa : nandravona
Ny hoavy : handravona

Teny iditra mandravona (ravona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe
Mampitovy: Mandravona ny fananana [1.1]
 Mampitovy tantana [1.13]
 Niveler [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandravona
Ny lasa : nandravona
Ny hoavy : handravona
Filaza mandidy : mandravòna

Teny iditra mandravòna (ravona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/24