|
|
|
|

Teny iditra mandray (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
Mananty: Mandray fanomezana
Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1]
 To receive [1.2, 1.7]
 To accept [1.2]
 To take [1.7]
 Recevoir, prendre, accepter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandray
Ny lasa : nandray
Ny hoavy : handray
Filaza mandidy : mandraisa

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12