| Teny iditra | mandritsoka (ritsoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miteny mibitsibitsika amin' olona Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|