|
|
|
|

Teny iditra mandrivotra (rivotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
Mihazakazaka mafy [1.1]
 To be windy [1.7]
 Venter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrivotra
Ny lasa : nandrivotra
Ny hoavy : handrivotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20