|
|
|
|

Teny iditra rivotra
Sokajin-teny anarana
 Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1]
 Wind, air [1.7]
 Vent [1.3, 1.8]
 Brise [1.3]
 Air [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
2ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : rivotra, rivotro, rivotrao, rivony, rivotsika, rivotray, rivotrareo, rivotr', rivo-, rivotry
Tovonana : -drivotra, -drivotro, -drivotrao, -drivony, -drivotsika, -drivotray, -drivotrareo, -drivotr', -drivo-, -drivotry
Sampanteny 
Mpanahaka  aera ~ atmosfera
Lahatsoratra 

Teny iditra rivotra
Sokajin-teny anarana
 Vitesse, rapidité [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12