|
|
|
|

Teny iditra mandrohona (rohona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miraondraona, toy ny kotroka any lavitra, na ny onjan-dranomasina
Mandeha miara-be [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrohona
Ny lasa : nandrohona
Ny hoavy : handrohona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20