|
|
|
|

Teny iditra rohona
Sokajin-teny anarana
 Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
Fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1]
 Bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3]
Voambolana 
Ohatra Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996]
Sampanteny 

Teny iditra rohona
Sokajin-teny anarana
 Action d'aller en foule [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/24