|
|
|
|

Teny iditra mandrohy (rohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [1.1]
 To tie up tightly, to hog tie [1.7]
 Attacher fortement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrohy
Ny lasa : nandrohy
Ny hoavy : handrohy
Filaza mandidy : mandrohiza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20