|
|
|
|

Teny iditra rohy
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Tady, kofehy [1.78]
 Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
 A cord used for binding [1.7]
 Attache, lien [1.8]
Ohatra Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643]
Sampanteny 

Teny iditra rohy
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
  [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]

Teny iditra ROHY
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
 Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29