| Teny iditra | mandrokidroky (drokidroky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|